Plateau Malagasy: translationQuestions Print

Updated ? hours ago # views See on WACS

Habakkuk 1

Habakkuk 1:1

Inona ny fanontaniana napetrak'i Habakoka raha nanomboka ny fanambaran'i tamin'i Yaveh izy?

Nanontany i Habakoka fa nahoana i Yaveh no tsy nandre na namonjy azy, na dia nitomany fanampiana aza izy.

Habakkuk 1:3

Inona no natao ho itan'i Habakoka?

Natao ahita heloka, ny fanaovan-dratsy, faharavana, herisetra, ary fifandirana.

Fahamarinana toy inona no nandehanan'ny fahaefatra?

Fahamarinana diso no nandehanan'ny fahaefatra.

Habakkuk 1:5

Inona no notenenin'i Yaveh tamin'i Habakoka fa ho hitany amin'ireo androny?

Nilaza i Yaveh fa hahita ireo Kaladiana manao iabe amin'ny tany mba hambabo azy ireo.

Karazan'olona inona ireo Kaladiana?

Maampatahotra sy mampihorohoro ireo Kaladiana.

Habakkuk 1:8

Inona no nangonin'ireo Kaladiana tamin'ny herisetra?

Nanangona ireo babo tahakan'ny fasika tamin'ny herisetra ireo Kaladiana.

Habakkuk 1:10

Ahoana ny fihetssik'ireo Kaladiana manoloana ireo mpanjaka sasany sy ireo mpanapaka?

Inhomehy ireo mpaanjaka sasany sy ireo mpanapaka ireo Kaladiana.

Habakkuk 1:12

Iza no nilaza fa ho avy ireo Kaladiana ary hitondra fitsarana?

Iaveh no nilaza fa ho avy ireo Kaladiana ary hitondrana fitsarana.

Inona no teny nampiasain'i Habbakoka ho an'i Yaveh?

Mampiasa ireo teny hoe "Andriamanitro", "Iray masiko", ary "Vatolampy" ho an'i Yaveh i Habakoka.

Habakkuk 1:13

Inona no fanontaniana na fitaraainana nataon'i Habakoka tamin'i Yaveh?

Nanontany an'i Yaveh i Habakoka hoe nahoana Izy no nangina rehefa nitelina ireo marina kokoa noho izy ireo ny ratsy ny fanahy.

Habakkuk 1:15

Mifaly toa inona ireo izay hamono ireo firenena ireo?

Nifaly toy ny nanangonana azy ireo sy nitarihana ireo lehilahy hivoaka izy ireo.

Inona no nolazain'i Habakoka fa toy ny manangona lehilahy amin'ny fitsarana?

Nilaza i Habakoka fa tahaka ny manangona ireo amin'ny haraton-trondro ny fanangonana ny lehilahy amin'ny fitsarana.

Ahoana ny fihetseham-pon'ireo izay hamono ny hadisoan'ireo firenena?

Tsy mahatsapa fangoraham-po ireo izay hamono ny hadisoan'ireo firenena .

Habakkuk 2

Habakkuk 2:1

Fa nahoana i Habakoka no nijery tsara?

Nijery tsara i Habakoka mba hahita izay tokony holazazin'i Yaveh aminy.

Habakkuk 2:2

Inona no notenenin'i Yaveh ho ataon'i Habakoaka amin'ny fahitana?

Niteny tamin'i Habakoka i Yaveh mba handrakitra ny fahitana amin'ny vato fisaka.

Inona no antoka nomen'i Yaveh an'i Habakoka momban'ny fahitana ny ho avy?

Nanamafy tamin'i Habakoka i Yaveh fa hitranga amin'ny fotoany izany fahitana izany.

Habakkuk 2:4

Ahoana no nilazan'i Yaveh fa ho velona ny olo-marina?

Nilaza i Yaveh fa ho velona noho ny finoany ny olo-marina.

Inona ireo zavatratelo nolazazin'i Yaveh fa tsy nahafa-po mihitsy?

Nilaza i Yaveh fa tsy ho afa-po mihitsy ny zatovolahy mpiavonavona izay fatra-paniry toy ny fasana, ary toy ny maty.

Habakkuk 2:6

Inona no nolazain'i Yaveh fa hiseho amin'ny zatovo mpiavonavona izay nandroba ireo firenena maro?

Nilaza i Yaveh fa nandroba amin'ireo vahoaka manontolo ilay zatovo mpiavonavona.

Habakkuk 2:9

Hanoitra an'iza ny nanambaran'i Yaveh ny loza voalohany?

Manambara loza hanoitra ny iray izay fatra-pila harena amin'ny fanaovan-dratsy ho tombony ho an'ny ankohonany i Yaveh.

Inona no notenenin'i Yaveh fa hihiaka amin'ny fahamenarana sy fahotana?

Nilaza i Yaveh fa ireo vato no hihiaka am-pahamerana sy am-pahotana.

Habakkuk 2:12

Hanoitra an'iza ny nanambaran'i Yaveh ny loza faharoa?

Manambara loza hanoitra ny iray izay manorina tanàna amin'ny rà sy amin'ny heloka i Yaveh.

Inona no nampanantenan'i Yaveh fa hiseho amin'ny tanin'ny ho avy?

Nampanantena i Yaveh fa ny tany dia ho feno fahalalana ny voninahitr'i Yaveh.

Habakkuk 2:15

Hanoitra an'iza no nanambaran'i Yaveh ny loza fahatelo?

Manambara ny loza hanoitra ny iray mampisotro poizina ny mpiara-monina aminy mba ahafahany mijery ny fitanjahan'ireo i Yaveh.

Inona no hiverina amin'ny olona mampisotro poizina ny mpiara-monina aminy?

Hiverina hitodika amin'ny olona mampisotra poizina ny mpiara-monina aminy ny kapoakan'Yaveh eo an-tanan ankavanany.

Habakkuk 2:18

Amin'ny inona no nametrahany fahatokiana amin'ny fanamboarana sary sokitra?

Mametraka ny fahatokiany amin'ny asa tanany izy rehefa manamboatra ireo andriamanitra moana izy.

Inona tokony hatao eo anatrehan'i Yaveh, izay ao an-tempoly masina?

Manginà eo anatrehan'i Yaveh ao amin'ny tempoly masina.

Habakkuk 3

Habakkuk 3:1

Fihetseham-po toa inona no navalin'i Habakoka rehefa nandre ny tatitr'i Yaveh izy?

Natahotra i Habakoka, rehefa re ny tatitr'i Yaveh.

Inona no notenenin'i Habakoka ho tadidian'i Yaveh?

Niteny an'i Yaveh ny hitadidiana famindram-po amin'ny fahavinirany i Habakoka.

Habakkuk 3:4

Rehefa tonga Andriamanitra, inona no nandeha teo alohany sy tao aoriany?

Rehefa tonga Andriamanitra, aretina mahafaty no nandeha teo anoloany ary areti-mandringana no tao aoriany.

Habakkuk 3:6

Inona no nataon'i Yaveh tamin'ny fahiavinirany amin'ireo firenena ireo?

Nanozongozona ireo firenena ireo i Yaveh.

Habakkuk 3:13

Nahoana no mandeha amin'ny fahatezerany i Yaveh?

Nandeha tamin'ny fahatezerany i Yaveh mba ho amini'ny famonjena ny vahoakany sy ilay iray voahosiny.

Iza no notorotoron'i Yaveh amin'ny fahatezerany?

Nanorotoro ny lohan'ny ankohonan'ny ratsy fanahy i Yaveh.

Habakkuk 3:14

Inona no nataon'ireo mpiady ratsy fanahy rehefa tonga hampiely ny vahoakan'i Yaveh izy ireo?

Nifaly teo amin'ny vahoakan'i Yaveh ireo mpiady.

Habakkuk 3:17

Inona ireo zava-tsarotra nampijaly ny vahoakan'i Yaveh?

Tsy namokatra ny hazon'aviavy sy ireo hazo oliva, tsy mamokatra sakafo ireo saha, ary tsy misy biby fiompy intsony.

Habakkuk 3:18

Nanoloana ny zava-tsarotra, inona no nataon'i Habakoka?

Nanoloana ny zava-tsarotra, nifaly tao amin'i Yaveh i Habakoka.

Tamin'ny inona no nampandrosoan'i Yaveh an'i Habakoka?

Nampandroso an'i Habakoka amin'ny toerana avo i Yaveh.