Plateau Malagasy: translationQuestions Print

Updated ? hours ago # views See on WACS

Philemon 1

Philemon 1:1

Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?

Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.

Ho an'iza no nanoratana ity taratasy ity?

Nosoratana ho an'i Filemona ity taratasy, rahalahy malala sy mpiara-miasa amin'i Paoly.

Toerana ohatran'ny ahoana no iangonan'ny fiangonana?

Ao an-trano no miangona ny fiangonana.

Philemon 1:4

Inona no toetra tsara ren'i Paoly momban'i Filemona?

Ny fitiavan'i Filemona no ren'i Poaly; finoana ny Tompo, sy ny fahatokisana manoloan ireo olo-masina rehetra.

Inona no nataon'i Paoly an'ireo olo-masina arak'i Paoly?

Novelombelomin'i Filemona ny fon'ireo olo-masina.

Philemon 1:8

Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?

Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.

Nahoana no mangataka zavatra amin'ny Filemona i Paoly fa tsy mandidy azy?

Mangataka fitiavana amin'i Filemona i Paoly.

Philemon 1:10

Oviana no niteraka tamin'i Paoly Onesimosy?

Naterak'i Paoly tany am-pigadrana i Onesimosy.

Inona no nataon'i Paoly tamin'i Onesimosy?

Nandefa an'i Onesimosy tany Filemona i Paoly.

Aiza no nanoratan'i Paoly ny taratasy?

Tany am-pigadrana no nanoratan'i Paoly ny taratasy.

Inona no tian'i Paoly hataon'i Onesimosy?

Tian'i Paoly ho afaka hanampy azy i Onesimosy.

Philemon 1:14

Inona no tian'i Paoly hataon'i Filemona an'i Onesimosy?

Tian'i Paoly hanafaka an'i Onesimosy amin'ny fanandevozana i Filemona, ary hanaiky ny hiverenan'i Onesimosy amin'i Paoly.

Ahoana ny tian'i Paoly hijeren'i Filemona an'i Onesimosy?

Tian'i Paoly hijery an'i Onesimosy tahaka ny rahalahany i Filemona.

Philemon 1:17

Inona no tian'i Paoly hampiandraiketana an'i Filemona momba ny zavatra rehetra izay tokony honeran'i Onesimosy amin'i Filemona?

Tian'i Paoly hampiandraiketana an'i Filemona ny zavatra tokony homen'i Onesimosy an'i Paoly.

Inona no noneran'i Filemona an'i Paoly?

Anoneran'i Filemona ny ainy i Paoly.

Philemon 1:21

Moa va nanantena an'i Filemona handefa an'i Onesimosy hiverina aminy i Paoly?

Eny, mahatoky i Paoly fa hamerina an'i Onesimosy i Filemona.

Aiza no hiavian'i Paoly raha havotsotra any am-pigadran izy?

Ho tonga hamangy an'i Filemona i Paoly raha havotsotra any am-pigadrana izy.